MIASA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIASAAza avela ireo izay kinasa,
na mila ho kivy no mba filaza
fa tazomy mainka hihavao ;
Andriamanitra dia miasa,
na any anaty fahanginana aza
raha toa ka tsy fantatrao.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Fananarana - Fiainana - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
