MIDOBOKA NY FO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIDOBOKA NY FO




Midoboka ny fo
f'inona ity manjo
mahita hatsarana
eto mahatamana ?




Midoboka ny fo,
variana fa dia to
izany nofinofy ela
tsy nahay namela.



Midoboka ny fo
fa tanjona tsy lo
mitranga vetivety
ny izao re ka mety.



Midoboka ny fo
fa dia tsara hoho ;
hita, hoe, bikaina
rehefa tantaraina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
465 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124