MIERITRERITRA BE (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIERITRERITRA BE




Mieritreritra be
fa mahatsapa kely
ny fiarahamonina
ka sahirana ange
fa tsy tia velively
ny soa nangonina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
609 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121