MIHATSARA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIHATSARA Mihatsara
ny zava-drehetra
rehefa mandeha ny fotoana ;
Iasa tantara
itoeran'ny tsetra
ny mafy ka misintaka foana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
