Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIHOATRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIHOATRAMihoatra noho ny harena
ny atao, hoe, fahendrena
voavolavolan'ny traikefa
isaky ny tonga miantefa
ka tsy manam-paharoa
fa mainka aza mamoa
karazam-panambinana
mbola feno fanginana.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
