MILAMINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MILAMINATsy hisy fanaintainana
amin'izao tontolo izao
raha manan-toky tsy mandavo ;
milamina ny fiainana
rehefa miantehatra ianao
amin'ny teny fikasan'ny Avo.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
