MISY BIKA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY BIKA




Misy bika
mahasariaka
vao jerena
tsy hay fefena.



Misy bika
manjopiaka
tsaroana
ho haravoana.



Misy bika
mampikiaka
hafa kely
fa toa modely.



Misy bika
rehefa adika,
mahaliana
ka mba tiana.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
354 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119