MISY NY TODY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MISY NY TODYTsy mamaly faty
ny olona mazana
fa misy ny tody ;
hitranga ny daty
ho fahombiazana
no hisodisody.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: