MITOVITOVY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MITOVITOVY





Ny vetsovetso re, zarao.
kalokaloy, tena fohazy
fa aza amboarina ;
raha tsy fitiavana ianao
dia toa mitovitovy azy
no tsapako marina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
11 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 03/11/2026 17:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103