MIVERINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIVERINATsarovy eto mangina,
na inona tadiaviny
sy na inona ity lahasany,
izay tsy manana vina
momba ny hoaviny,
miverina amin'ny lasany.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
