MPAMAKY BOKY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MPAMAKY BOKYIzaho akory tsy mamoky
fa mampahalala
ny tena tafa :
ny olona mpamaky boky
dia tsy adala
noho ny hafa.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
