Ampidiro aloha ny tenimiafina
NA EO AZA... (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NA EO AZA...Na eo aza ny halehibiazana
rehefa tsy eo ny fahendrena,
tsy misy dikany eto an-tany,
na ambara ho fahombiazana
tsy misy an-koso-bolamena
no mamirapiratra ny akany.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
