NA TSY TARATRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NA TSY TARATRANa tsy taratra
sy efa tsy tsaroako
rehefa any milalao,
misy zavatra
mitazona ny foko
hitepo foana anao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Ahy - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
