NIANDOHA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NIANDOHA




Tsy tonga dia nandeha
izay natao tokoa,
na tsy misento velively ;
ny haravoana lehibe
dia niandoha
tamin'ny zavatra kely.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
434 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116