NOFY RATSY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
.
NOFY RATSY




Indro ny vatsy
izay saintsaina lalina
rehefa mahavita mahandro :
ny nofy ratsy
dia miasa amin'ny alina
ary manelingelina ny andro.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
440 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117