NY AINGAMPANAHIKO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY AINGAMPANAHIKO





Izy ihany
no mendrika azy
ka fohazy
ho tonga any
'zato ainga
tsy mitsahatra
miakatrakatra
tsy lainga.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy : ahy - Aingam-panahy
1253 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115