Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY AINGAMPANAHY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY AINGAMPANAHYNy aingampanahy no vahaolana ho azy
tamin'ireny dona ela be noeritreretina,
tsy nitsahatra niteny ahy hoe : fohazy
hivoahan'ny soratra tiany horafetina !
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
