NY AKANINY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY AKANINY




Raha eto mamorona
ka tojo asa sahaniny,
isan'andro, ny vorona
no manao ny akaniny.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
237 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133