NY ALINA ANGE (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY ALINA ANGE




Tsinjonao ve
ny tsara hanompanana
an'itony soratra itony ?
Ny alina ange,
tahaka ny fiadanana
ho an'ny saina mitony.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
389 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109