NY DISO SY MARINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY DISO SY MARINA





Ny diso dia diso,
na dia be mpanao ;
ny taona hasiso
no akony ao ho ao.




Ny Marina dia marina,
na tsisy mpanao ;
tsy resaka amboarina
na zava-baovao.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
803 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113