NY ETO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY ETONy eto fandalovana
ka andeha hasiana sivana
ny mamy tsy aritra ;
misy fahatsiarovana
tiana hampahatsiahivana
ireny mahafinaritra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
