NY FAHALEHIBIAZANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FAHALEHIBIAZANANy fahalehibiazana
dia tsy avy amin'ny harena
fa avy amin'ny andraikitra
vao fahombiazana
no hipoitra eny sesehena
hitoetra mora sy hiraikitra.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
