Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FAHOMBIAZANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FAHOMBIAZANANy fahombiazana
dia fitambarana ezaka
tontosa hatramin'izay
nisy fahavoazana
sy, indrisy, nitofezaka
vao hafaliana ranoray.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
