Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FAHORIANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FAHORIANANy fahoriana
mahamatotra,
na tsindriana.
fa namatotra.
Ny fahoriana
mahamazana,
na tsy nirina
sy notoazana.
Ny fahoriana
mahahendry ,
na nijaliana,
tsy fikendry.
Ny fahoriana
mampiezaka,
na nihafiana,
sy nitofezaka.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
