NY FEONY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FEONY





Ny vorona mihira
dia tsy mahalala
raha misy mandre,
ny feony dia mira
amin'ny malala
manintona ange.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
910 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113