NY FISIANAO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FISIANAO





Ny fisianao
dia sarobidy
sy zava-bao
izay voafidy.




Ny fisianao
dia fifaliana
tsy mandao,
na rahoviana ?




Ny fisianao
dia fanafody
tsy fery izao
no hisodisody.




Ny fisianao
dia fitiavana
tomefy lalao,
o ry mavana !





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
23 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 28/07/2026 20:36
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111