NY FITIAVAN'NY AVO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FITIAVAN'NY AVO




Tsy manjazavo,
tsapa fa tsy heno
ka indro mitoetra :
ny fitiavan'ny Avo
dia afaka hameno
ny banga rehetra.
.



Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
465 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.022