NY HASAMBARANA (2) (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY HASAMBARANA





Ny hasambarana
dia avy hisoko
any anatin'ny onja
rehefa hisantarana
ny efa ninoako
fa tsy nofy monja.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
564 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118