NY MAMBA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MAMBANy marina miraikitra
efa ela, ry zareo,
izay tsy akipily :
ny mamba hanaikitra,
tsy mba miseho
rehefa mitily.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
