NY OLONA HENDRY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY OLONA HENDRY





Ny olona hendry
dia mahalala
ny zava-tsy fantany
fa tsy mikendry
ny hanadala
rehefa tsy takany.





Fredy JAOFRA
--------
Rohy:
800 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317