NY POETY (2) (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY POETYNy poety dia mampiasa
ny orana
hampiteny ny avana
hiova amin'izay ny lasa
ka hizorana
ny lalam-pahasoavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
