NY POEZIA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY POEZIA





Ny poezia
dia ny teny
tonga ao am-po,
misy ftiia
lavareny
'zay tsy mety lo.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1073 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0189