NY TENA LEHILAHY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TENA LEHILAHY




Aza manahy,
na be ny toreo
tsy mitsahatra mifafy ;
ny tena lehilahy
dia miseho
amin'ny fotoana mafy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
300 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 07/09/2023 22:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148