NY TENIN'ANDRIAMANITRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TENIN'ANDRIAMANITRA




Ny tenin'Andriamanitra
dia tantely
ilain'ny fanahy rehetra
manentoento hanitra
tsy mba kely
sy misy hasina mitoetra.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
575 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118