NY TSY NAMPOIZINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TSY NAMPOIZINA




N'inona n'inona voizina
isan'andro vao mifoha
avy mihinan-kanina
dia ny tsy nampoizina
no mahaliana kokoa
noho ny nomanina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
328 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0143