OMBALAHY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
OMBALAHY





Ny ombalahy ao an-tanĂ na
dia trondro kely any ivelany
ka miforitra sy mangina
fa miala amin'ny fanjakana
tsy mba azy ka dia avelany
ny rehetra tsy hovaliana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
386 1
Mpakafy: N'Art MADA
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0161