REHEFA EO... (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA EO...Rehefa eo ny masoandro,
tsy hita ny kintana maro
mamirapiratra kely
nefa mameno isan'andro
ny lanitra manga, fantaro
izany re mbola hiely.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
