REHEFA HADINO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA HADINOIndro re, fihino
ny mamy narovana
tato anaty ;
rehefa hadino
ny fahatsiarovana
dia maty.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
