REHEFA MARINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA MARINA





Rehefa marina
amin'ny tenanao ianao,
tsy ho diso amin'ny hafa,
na inona harina
nandotoana tao ho ao
ka nanorisory, nampijafa.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
531 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113