REHEFA TIANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA TIANAHatramin'izay
ny mahaliana
azo tonga dia ekena :
ny olona iray
rehefa tiana,
manam-pandresena.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Fans:
ZavonaRakoto
