RESAKA (2) (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RESAKATiako etoana ny hizara
soa tsy mitresaka
fa harena tena ilaina :
ny famakiana boky tsara
dia toy ny resaka
amin'ny olona misaina.
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
