Ampidiro aloha ny tenimiafina
TABIHA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TABIHAAdidy ny mitia
ny tenindrazana
tsy hanimba saina
fa mbola tabiha
azo amohazana
ny kanto maraina.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
