TAREHY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TAREHY




Aleoko re izao aparitaka
ho anareo tsy misy fetra
fa anio dia mbola tsy tara ;
tandremo sao voafitaka
fa tsy ny tarehy rehetra,
manam-pikasana tsara.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
360 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0125