TENIN-DRENY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TENIN-DRENY




Tenin-dreny,
teny marina
hitako heny
vao miarina.




Tenin-dreny,
teny kanto,
soa ombieny
mampilanto.




Tenin-dreny,
teny tiako
mampita eny
ny fisiako.




Tenin-dreny,
teny raitra
ka ny habeny
io mandaitra.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1639 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0227