Ampidiro aloha ny tenimiafina
TENINDRAZANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TENINDRAZANANy tenindrazana
no harena sarobidy
toepanahin'ny tany,
zary fahombiazana
rehefa injao safidy
ny hiteny azy izany.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
