TETEZANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TETEZANAIndro ny fankaherezana
ka aoka tsy hiahotra
rehefa tanana :
ny vavaka no tetezana
eo amin'ny tahotra
sy ny fiadanana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
