TOKONY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOKONY





Ny olona hendry,
mameno ny loha
vao mamoaka teny
fa tsy voatendry
hananatra aloha
vao misaina ombieny.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
875 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0436