TSY FOTOANA VERY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY FOTOANA VERY




Ireo fotoana nampiasaina
tamin'ny famakiana boky iray
dia tsy fotoana very akory
fa namparanitra iny saina
hatrany hatrany mbola hahay,
na rahoviana izany ka izory.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
552 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119