TSY HAHITA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HAHITA





Ireo izay tsy tonga saina
fa mandeha amin'ny maizina
dia tsy hahita ny Mazava
fa mbola eny hiferinaina,
ho resy toy ny olona faizina
amin'ny atao lalandava.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
688 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114