TSY HO VELONA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HO VELONA




N'inona n'inona ny marainako
mamoha andro vao
sy mitady izay halamiko,
tsy ho velona ange ny fiainako
raha tsy misy anao
hifanpitantana amiko.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
386 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 24/02/2024 00:21
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114